Eksodosy 12:49-51 Malagasy Bible (MG1865)

49. Lalàna iray no ho amin'ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.

50. Dia nataon'ny Zanak'Isiraely rehetra izany: araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy Arona no nataony.

51. Ary tamin'izany andro izany indrindra no nitondran'i Jehovah ny Zanak'Isiraely nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.

Eksodosy 12