Deotoronomia 26:12 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa voangonao ny fahafolon-karena rehetra avy amin'ny vokatrao amin'ny taona fahatelo, izay taona fanangonana ny fahafolon-karena, dia omeo ny Levita sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany, mba hohaniny ao an-tanĂ nanao, ka ho voky izy,

Deotoronomia 26

Deotoronomia 26:8-19