Deotoronomia 12:21 Malagasy Bible (MG1865)

Raha lavitra anao loatra ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hasiany ny anarany, dia hamonoanao ny ombinao sy ny ondry aman'osinao izay nomen'i Jehovah anao, araka izay efa nandidiako anao, ary hohaninao ao an-tanĂ nanao, araka izay rehetra irin'ny fanahinao izany.

Deotoronomia 12

Deotoronomia 12:18-31