Asan'ny Apostoly 9:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon'izany vehivavy izany.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:35-43