Asan'ny Apostoly 9:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Petera taminy: Ry Enea, manasitrana anao Jesosy Kristy; mitsangàna, ka amboary ny fandrianao. Dia nitsangana niaraka tamin'izay izy.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:31-36