Asan'ny Apostoly 9:31 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanam-piadanana ny fiangonana eran'i Jodia sy Galilia ary Samaria rehetra, sady nandroso tsara sy nandeha tamin'ny fahatahorana ny Tompo sy ny famporisihan'ny Fanahy ka nihamaro.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:21-40