Asan'ny Apostoly 9:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandeha izy, dia tonga teo akaikin'i Damaskosy; ary nisy mazava avy tany an-danitra nanelatretatra tampoka manodidina azy;

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:1-8