Asan'ny Apostoly 9:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Barnabasy naka azy ka nitondra azy ho any amin'ny Apostoly, dia nanambara taminy ny nahitany ny Tompo sy ny nitenenany taminy teny an-dalana ary ny fahasahiany nitory ny anaran'i Jesosy tany Damaskosy.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:25-32