Asan'ny Apostoly 9:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niaraka tamin'izay dia nisy zavatra toy ny kiran'ny hazandrano niala avy tamin'ny masony, dia nahiratra izy ka nitsangana, dia natao batisa;

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:10-20