Asan'ny Apostoly 9:15 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy ny Tompo taminy: Mandehana, fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako eo anatrehan'ny jentilisa sy ny mpanjaka ary ny Zanak'isiraely;

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:7-18