Asan'ny Apostoly 9:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Ananiasy namaly hoe: Tompoko, efa reko tamin'ny maro ny haben'ny ratsy nataon'izany lehilahy izany tamin'ny olonao masina tany Jerosalema.

Asan'ny Apostoly 9

Asan'ny Apostoly 9:4-17