Asan'ny Apostoly 8:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny fanahy maloto niantso tamin'ny feo mahery, dia nivoaka tamin'ny maro izay nanana azy; ary maro ny mararin'ny paralysisa sy ny mandringa no nositraniny.

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:1-17