Asan'ny Apostoly 8:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Saoly nampahory mafy ny fiangonana, ka nidirany isan-trano sady nosarihany, na ny lehilahy na ny vehivavy, ka nataony tao an-tranomaizina.

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:1-6