Asan'ny Apostoly 8:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nitsangana izy ka lasa nandeha; ary, indro, nisy lehilahy Etiopiana, tandapan'i Kandasy, mpanjakavavin'ny Etiopiana, sady mpitahiry ny hareny rehetra, ary tonga tany Jerosalema izy mba hivavaka;

Asan'ny Apostoly 8

Asan'ny Apostoly 8:19-35