Asan'ny Apostoly 7:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nomeny fanekena amin'ny famorana izy. Ary dia niteraka an'isaka izy ka namora azy tamin'ny andro fahavalo; ary Isaka niteraka an'i Jakoba, ary Jakoba niteraka ny patriarka roa ambin'ny folo lahy.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:1-10