Asan'ny Apostoly 7:60 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandohalika izy ka niantso tamin'ny feo mahery hoe Tompo ô, aza atao ho helony anie izao ota izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nodi-mandry.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:56-60