Asan'ny Apostoly 7:58 Malagasy Bible (MG1865)

dia nandroaka azy ho eny ivelan'ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan'ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:57-60