Asan'ny Apostoly 7:49 Malagasy Bible (MG1865)

Ny lanitra no seza fiandrianako, Ary ny tany no fitoeran-tongotro; Koa trano manao ahoana no hataonareo ho Ahy? hoy Jehovah, Ary manao ahoana no ho fitoerana fitsaharako?

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:42-58