Asan'ny Apostoly 7:4 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niala tamin'ny tanin'ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran'Andriamanitra niala teo izy hankany amin'ny tany izay onenanareo ankehitriny.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:1-12