Asan'ny Apostoly 7:38 Malagasy Bible (MG1865)

Izy ilay teo amin'ny fiangonana tany an-efitra mbamin'ny Anjely izay niteny taminy tany an-tendrombohitra Sinay sy tamin'ny razantsika, ka izy no nandray teny velona mba homeny antsika.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:33-42