Asan'ny Apostoly 7:35 Malagasy Bible (MG1865)

Izany Mosesy izany dia nolaviny ka nataony hoe: Iza no nanendry an'ialahy ho mpanapaka sy mpitsara? (Eks. 2. 14) kanjo izy ihany no nirahin'Andriamanitra ho mpanapaka sy mpanavotra nomban'ny tanan'ny Anjely, Ilay niseho taminy teo amin'ny voaroy.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:34-45