Asan'ny Apostoly 7:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ampitson'iny dia niseho tamin'ireo izay niady Mosesy ary nanao izay hampihavana azy ka nanao hoe: Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady?

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:22-31