Asan'ny Apostoly 7:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Mosesy nampianarina ny fahendrena rehetra nananan'ny Egyptiana, ary nahery tamin'ny teniny sy ny asany izy.

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:12-30