Asan'ny Apostoly 7:17 Malagasy Bible (MG1865)

Fa rehefa ho tonga ny fotoana hahatanterahana ny teny fikasana, izay nataon'Andriamanitra tamin'i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Egypta,

Asan'ny Apostoly 7

Asan'ny Apostoly 7:12-23