Asan'ny Apostoly 6:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana.

Asan'ny Apostoly 6

Asan'ny Apostoly 6:1-9