Asan'ny Apostoly 6:3 Malagasy Bible (MG1865)

Koa amin'izany, ry rahalahy, mizahà fito lahy eo aminareo, izay tsara laza sady feno ny Fanahy sy fahendrena, mba hotendrenay hitandrina izany raharaha izany.

Asan'ny Apostoly 6

Asan'ny Apostoly 6:1-4