Asan'ny Apostoly 6:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izay rehetra nipetraka teo amin'ny Synedriona, raha nandinika an'i Stefana, dia nahita ny tarehiny tahaka ny tarehin'anjely.

Asan'ny Apostoly 6

Asan'ny Apostoly 6:14-15