Asan'ny Apostoly 6:13 Malagasy Bible (MG1865)

ary izy nanangana vavolombelona mandainga, izay nanao hoe: Io lehilahy io tsy mitsahatra miteny ratsy ity fitoerana masina ity sy ny lalàna;

Asan'ny Apostoly 6

Asan'ny Apostoly 6:4-15