Asan'ny Apostoly 6:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany andro izany, rehefa nihamaro ny isan'ny mpianatra, dia nimonomonona tamin'ny Hebreo ny Helenista, satria tsy mba enina tamin'ny fiantrana isan'andro ny mpitondratenany.

Asan'ny Apostoly 6

Asan'ny Apostoly 6:1-4