Asan'ny Apostoly 5:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Petera taminy: Nahoana ianareo no niray tetika haka fanahy ny Fanahin'ny Tompo? Indro, eo am-baravarana ny tongotr'izay nandevina ny vadinao, ary hitondra anao hivoaka koa izy.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:3-11