Asan'ny Apostoly 5:40 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nanaiky azy izy; ary rehefa niantso ny Apostoly izy, dia nikapoka azy sady nandrara azy tsy hiteny amin'ny anaran'i Jesosy intsony, ary dia nandefa azy handeha.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:38-41