Asan'ny Apostoly 5:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fony tsy namidy, tsy anao ihany va izy? Ary rehefa namidy, tsy anao hanaovanao izay sitraponao koa va? Nahoana no nisaina izany tao am-ponao ianao? Tsy nandainga tamin'olona ianao, fa tamin'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:1-10