Asan'ny Apostoly 5:36 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nitsangana fahiny Teodasy ka nanao ny tenany ho zavatra; tokony ho efa-jato no isan'ny lehilahy izay niandany taminy; fa novonoina izy ka nihahaka izay rehetra nanaiky azy ka tonga tsinontsinona.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:34-42