Asan'ny Apostoly 5:30 Malagasy Bible (MG1865)

Andriamanitry ny razantsika efa nanangana an'i Jesosy, Izay novonoin'ny tananareo nahantonareo teo amin'ny hazo.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:26-31