Asan'ny Apostoly 5:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra.

Asan'ny Apostoly 5

Asan'ny Apostoly 5:6-18