Asan'ny Apostoly 4:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josefa, izay nataon'ny Apostoly hoe koa Barnabasy (izany hoe, raha adika, Zanaky ny fananarana), Levita, avy any Kyprosy no firazanany,

Asan'ny Apostoly 4

Asan'ny Apostoly 4:33-37