Asan'ny Apostoly 4:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana.

Asan'ny Apostoly 4

Asan'ny Apostoly 4:24-37