Asan'ny Apostoly 4:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa rehefa nandre izany izy ireo, dia niara-nanandratra ny feony ho amin'Andriamanitra ka nanao hoe: Tompo ô, Hianao no nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny,

Asan'ny Apostoly 4

Asan'ny Apostoly 4:21-31