Asan'ny Apostoly 4:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa norahonany indray izy, dia nalefany; fa tsy hitany izay hampijaliany azy noho ny tahony ny vahoaka; satria izy rehetra nankalaza an'Andriamanitra noho ny amin'ny zavatra efa natao.

Asan'ny Apostoly 4

Asan'ny Apostoly 4:15-25