Asan'ny Apostoly 3:26 Malagasy Bible (MG1865)

Andriamanitra, rehefa nanangana ny Mpanompony, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin'ny fialanareo rehetra amin'ny faharatsianareo isam-batan'olona.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:24-26