Asan'ny Apostoly 3:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpaminany rehetra koa hatramin'i Samoela sy izay nanarakaraka, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:22-26