Asan'ny Apostoly 3:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy nitondra lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny, izay napetrany isan'andro teo anoloan'ny vavahadin'ny tempoly, ilay atao hoe Itsaraendrika, mba hangataka fiantrana amin'izay niditra teo an-kianjan'ny tempoly;

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:1-12