Asan'ny Apostoly 3:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io noho ny finoana ny anarany; eny, ny finoana izay azo amin'ny alalany no nahazoany izao fahasitranana tsara eto imasonareo rehetra izao.

Asan'ny Apostoly 3

Asan'ny Apostoly 3:10-23