Asan'ny Apostoly 28:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namory kitay hazo iray trotroana Paoly ka nanohoka izany teo amin'ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin'ny afo ka niraikitra tamin'ny tànany.

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:1-8