Asan'ny Apostoly 28:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy izy ireo taminy; Izahay tsy mbola nahazo taratasy avy tany Jodia milaza anao, ary tsy mbola nisy rahalahy izay nankaty nanambara na nilaza ratsy anao;

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:11-27