Asan'ny Apostoly 28:19 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha notoherin'ny Jiosy izany, dia tery aho ka nilaza fa handahatra amin'i Kaisara, nefa tsy mba toy ny manana teny hiampangako ny fireneko tsy akory.

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:14-28