Asan'ny Apostoly 28:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niala teo izahay, dia nisompirana nankany Regioma; ary rehefa afaka indray andro, dia nifofofofo avy any atsimo ny rivotra, koa nony ampitso dia tonga tao Potioly izahay;

Asan'ny Apostoly 28

Asan'ny Apostoly 28:11-19