Asan'ny Apostoly 27:24 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao hoe: Aza matahotra, ry Paoly; fa tsy maintsy hitsangana eo anatrehan'i Kaisara ianao; ary, indro, efa nomen'Andriamanitra anao ny olona rehetra izay miaraka aminao.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:18-29