Asan'ny Apostoly 27:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tsy nihinan-kanina ela izy ireo, Paoly dia nitsangana teo afovoany ka nanao hoe: Ry tompokolahy ô, tsara raha ho nihaino ahy ianareo ka tsy niala tany Kreta, mba tsy ho nahitana izao fahasimbana sy fatiantoka izao.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:18-25