Asan'ny Apostoly 27:17 Malagasy Bible (MG1865)

ary rehefa nakarina izany, dia novahorany manodidina ny sambo; ary natahotra izy, fandrao hihatra any amin'ilay fasika mandrevo, dia nampidina ny lay, ka navelany handeha ho azy ny sambo.

Asan'ny Apostoly 27

Asan'ny Apostoly 27:15-21